|
|
|
|

Entry1  ranga maso
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  enti-manondro ny maso kaodikaody [1.1]
Explanations in French  4  qui lève les yeux, qui a le regard craintif [1.3#507]
Examples  5  Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa; [2.472]
Synonyms  6  ranga sofina
Elementary words  7  ranga, maso

Anagrams  8  ngara maso, ranga maso

Updated on 2023/08/07